20 lines
645 B
Markdown
20 lines
645 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manohy miresaka amin'i Arona Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Aoka hamafy ny ràn'ireny
|
||
|
|
||
|
Ny hoe tsy maintsy mamono ireo biby voalohany dia afaka ambara mazava. DH: "Tsy maintsy mamono ireo sy mamafy ny ràn'izany ianao"
|
||
|
|
||
|
# natao tamin'ny afo
|
||
|
|
||
|
DH: "izay nataonao tamin'ny afo" na "izay nodoranao tamin'ny afo teo amin'ny alitara"
|
||
|
|
||
|
# hanitra ankasitrahan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny fankasitrahan'ny Tompo ny hanitra dia manambara ny fankasitrahany ny olona izay mandoro ny fanatitra. DH: "ary hankasitraka anao i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ny tratra sy ny fe ankavanana nasandratra
|
||
|
|
||
|
DH: "ny tratra sy ny fe ankavanana izay asandratrao ho fanomezana ho Ahy"
|