plt_tn/mrk/13/01.md

16 lines
854 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Raha niala ny faritry ny tempoly izy ireo, dia niteny tamin'ny mpianatra momba izay hiseho ao amin'ny tempoly mahafinaritra izay naorin'i Heroda Lehibe indrindra Jesosy.
# ny hatsaran'ny vato sy ny hatsaran'ny rafitra
Ny "vato" dia maneho ny vato izay nanorenana ny trano. DH: "ny hatsaran'ny vato nanorenana ny trano sy ny hatsaran'ny rafitra"
# Hitanao va ireto rafitra lehibe ireto? Tsy havela hisy vato iray
Io fanontaniana io dia ampiasaina mba hisarihana ny saina ho any amin'ilay trano. DH: "Jereo io fanorenana lehibe io! Tsy havela hisy vato iray"
# Tsy havela hisy vato iray hifanongoa eo ka tsy ho ravana
Izany dia maneho fa ireo miaramila fahavalo dia handrava ireo vato. DH: "Tsy havela hisy vato iray hifanongoa eo ka tsy ho ravana, fa ho avy handrava io fanorenana io ireo miaramila fahavalo"