16 lines
863 B
Markdown
16 lines
863 B
Markdown
|
# Ianareo ihany koa dia nahafeno ny fahotan'ireo razambenareo
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ity sarin-teny ity i Jesosy, izay midika hoe ho vitain'ireo Fariseo ny asa ratsy izay natomboky ny raiben'izy ireo tamin'ny namonoan'izy ireo ny mpaminany. DH: "Vitainareo ihany koa ny fahotana izay natombok'ireo razambenareo"
|
||
|
|
||
|
# Ianareo ry bibilava, ianareo ry taranaky ny menarana
|
||
|
|
||
|
Ny bibilava sy ny menarana dia mitovy ihany. Loza be ireo ary matetika dia anehoana ny ratsy. DH: "Ianareo dia ratsy toy ny bibilava loza be sady feno poizina"
|
||
|
|
||
|
# taranaky ny menarana
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "taranaka" dia midika hoe "manana ny toetoetry ny." Jereo ny fomba nandikanao ny teny mitovy amin'izany ao amin'ny 3:7.
|
||
|
|
||
|
# ahoana no handosiranareo ny fanamelohana ho any amin'ny helo?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontanina io i Jesosy mba hananarana. DH: "tsy misy fomba handosiranareo ny fanamelohana ho any amin'ny helo!"
|