plt_tn/mat/07/06.md

20 lines
763 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "ianareo "dia manondro olona maro avokoa.
# alika ... kisoa
Noraisin'ireo Jiosy ho maloto ireo biby ireo, ary niteny tamin'ireo Jiosy mba tsy hihinana izany Andriamanitra. Ireo dia sarin-teny ilazana ny olona ratsy fanahy izay maniratsira ny zavatra masina. Ny tsara indrindra dia ny mandika azy ara-bakiteny.
# vatosoanareo
Mitovy amin'ireny vato sarobidy boribory na perla ireny io. Sarin-teny ilazana ny fahalalana an'Andriamanitra na ny zavatra sarobidy amin'ny ankapobeny izany.
# voahitsany
"maty ho voahitsak'ireo kisoa"
# hifotitra sy hamiravira
"ary avy eo ny alika hifotitra ary hamiravira"