plt_tn/mat/06/30.md

28 lines
1014 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "anareo" dia manondro olona maro.
# ampitafian'Andriamanitra tahaka izany ny ahitra
Sarin-teny izay midika fa ataon'Andriamanitra tsara tarehy ny voninkazo.
# ahitra
Raha manana teny izay mahalaza ny "ahitra" sy ny teny nilazanao ny "lilia" tao amin'ny andininy teo aloha ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.
# hatsipy ao am-patana
Nampiasa ahitra tao amin'ny afo ny Jiosy tamin'izany fotoana izany mba handrahoana ny sakafon'izy ireo. DH: "misy olona iray manipy izany ao anaty afo" na "misy olona mandoro azy"
# toy ahoana no ampitafiany anareo bebe kokoa... finoana
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "hampitafiany tokoa ianao ... finoana"
# ry kely finoana
"ianao izay manana finoana kely tahaka izany." Mibedy ny olona i Jesosy satria kely ny finoan'izy ireo an'Andriamanitra.
# Noho izany
"Noho izany rehetra izany"