plt_tn/mat/04/17.md

4 lines
395 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Mibebaha, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Ny fehezanteny hoe "fanjakan'ny lanitra" dia maneho an'Andriamanitra manapaka toy ny mpanjaka. Ao amin'ny bokin'ny Matio ihany io fehezanteny io. Raha zao atao, ampiasao ny teny hoe "lanitra" ao amin'ny dikan-teninao. DH: "hiseho tahaka ny mpanjaka ny Andriamanintsika any an-danitra." Izahao hoe ahoana no nadikanao an'io tao amin'ny toko 1:3.