plt_tn/mal/03/16.md

16 lines
753 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny tantara dia mamaritra eto ny fahazoany toerana taorian'ny andriamanitr'i Israely nibebaka tamin'ny fahotan'izy ireo.
# ny boky fahatsiarovana momban'ireo izay natahotra an'i Yaveh
Ity dia azo hadika hoe 1) Nanoratra boky ireo Israelita mba hahatsiarovan'izy ireo fa nampanantena sy nanao an-disitra ny anaran'ny olona izay natahotra an'i Yaveh izy ireo na 2) Yaveh no nahatonga ny olona iray hanoratra boky amin'ny anaran'ny olona izay matahotra Azy.
# boky fahatsiarovana
Ity dia teny maneho ireo boky rehetra izay manampy ny olona mahatsiaro ny zavatra manan-danja, na tantara na ny olona izay niaina tamin'ny lasa.
# nanome voninahitra ny anarany.
Eto ny "anarany" dia midika ny tenan'Andriamanitra.