plt_tn/mal/01/06.md

36 lines
1.6 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fanamarihana amin'ny ankapobeny:
Yaveh miteny masiaka amin'ireo mpisorona mampiasa ny sarin-dresaka ao amin'izay hankahalan'ireo mpisorona izay anaovan'izy ireo ny marina nefa Yaveh miteny izay ratsy hataon'izy ireo.
# nanao tsinontsinona ny anarako
Eto ny "anarako" dia midika ny tenan'i Yaveh. D.H: "Hevero tahaka ny nankalanao ahy"
# Ahoana no nanaovanay tsinontsinona ny anaranao?
Eto ireo mpisorona dia manontany mba hanambara fa izy ireo tsy mbola nanao tsinontsinona an'i Yaveh marina. Azo lazaina ho fanambarana iray izany. D.H: "Mbola tsy nanao tsinontsinona ny anaranao marina izahay." na "Lazao anay ny fomba nanaovanay tsinontsinona ny anaranao, satria tsy nihevitra izay nataonay izahay."
# mofo voaloto
Eto ny "voaloto" dia mamaritra zavatra tsy tsara anaovana sorona amin'Andriamanitra.
# Ahoana no nandotoanay Anao?
Eto ireo mpisorona dia manontany mba hanambara fa izy ireo tsy mbola nandoto an'i Yaveh marina. Azo lazaina ho fanambarana iray izany. D.H: "Mbola tsy nandoto Anao izahay." na "Lazao anay ny fomba nandotoanay Anao, satria tsy nihevitra izay nataonay izahay."
# nandotoanay Anao
Ity filazana ity dia maneho faniratsiràna an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fanomezana sorona ratsy.
# latabatra
Ity dia maneho ny alitara.
# Tamin'ny filazana fa tsy misy dikany ny latabatr'i Yaveh.
Ity dia valin-teny izay omen'i Yaveh ireo mpisorona, saingy ny valin-teny feno dia efa voalaza. Azo lazaina mazava tsara izany. D.H: "Efa nandoto Ahy tamin'ny alalan'ny fitenenana ianareo hoe: 'tsy misy dikany ny latabatr'i Yaveh."'
# tsy misy dikany
zava-poana.