16 lines
875 B
Markdown
16 lines
875 B
Markdown
|
# tsy haneno ny akoho amin'ity andro ity, mialohan'ny handavanao Ahy intelo hoe mahafantatra Ahy ianao
|
||
|
|
||
|
Afaka avadika ny filaharany: ''handà Ahy intelo ianao hoe mahafantatra Ahy mialohan'ny hanenon'ny akoho amin'ity andro ity.''
|
||
|
|
||
|
# tsy haneno ny akoho amin'izay andro izay, mialohan'ny handavanao
|
||
|
|
||
|
DH: ''ny akoho dia tsy haneno raha tsy rehefa avy mandà Ahy intelo ianao''
|
||
|
|
||
|
# tsy haneno ny akoho
|
||
|
|
||
|
Eto ny fanenon'ny akoho dia maneho fotoana iray amin'ny andro. Ny akoho dia maneno mialohan'ny hiposahan'ny masoandro amin'ny maraina foana. Noho izany, ity dia maneho ny vao mangiran-dratsy.
|
||
|
|
||
|
# izay andro izay
|
||
|
|
||
|
Ny andron'ny Jiosy dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro. Jesosy miresaka ny aorian'ny fodian'ny masoandro. Ny akoho dia haneno mialohan'ny maraina. Ny maraina dia mbola ao anatin'ilay hoe ''ity andro ity.'' DH: ''amin'ity alina ity'' na ''amin'ny maraina''
|