24 lines
1012 B
Markdown
24 lines
1012 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Jesosy manohy manazava amin'ny vahoaka fa zava-dehibe ny manisa ny vidin'ny maha-mpianatra.
|
||
|
|
||
|
# Iza aminareo, izay maniry hanangana tilikambo, no tsy mipetraka aloha ary mikajy ny fandaniana raha manana izay ilaina hamitana azy izy?
|
||
|
|
||
|
jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanaporofoana fa ny olona dia mikajy ny vidin'ny tetik'asa mialohan'ny hanombohan'izy ireo izany. DH: "Raha misy te-hanangana tilikambo, dia hipetraka aloha izy ary hamantatra raha manana ny vola ilaina hanatanterahana izany"
|
||
|
|
||
|
# tilikambo
|
||
|
|
||
|
Mety ho tilikambo fiambenana izany. DH: "trano avo be"
|
||
|
|
||
|
# Raha tsy izany
|
||
|
|
||
|
Mety hanampy ny fanomezana fanazavana bebe kokoa. DH: "raha tsy manisa ny vidiny aloha izy"
|
||
|
|
||
|
# rehefa nametraka ny fototra izy
|
||
|
|
||
|
"rehefa nanamboatra fototra izy" na "rehefa nanatanteraka ny fizarana voalohany amin'ilay trano izy"
|
||
|
|
||
|
# nefa tsy hahavita izany
|
||
|
|
||
|
Mazava fa tsy nahavita izany hatramin'ny farany izy satria tsy nanana ny vola ilaina. DH: "Tsy manam-bola afahana mamita izany"
|