24 lines
989 B
Markdown
24 lines
989 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany
|
||
|
|
||
|
# Tonga Aho hanipy afo eny ambonin'ny tany
|
||
|
|
||
|
"Tonga hanipy afo eny ambonin'ny tany Aho" na "tong ahandrehitr'afo ny eny ambony tany Aho." Ireo dika azo atao: 1) tonga hitsara ny olona Jesosy na 2) tonga hanadio ireo mpino Jesosy
|
||
|
|
||
|
# ary toy ny ahoana ny faniriako mba irehetan'izany sahady
|
||
|
|
||
|
DH: "Maniry mafy aho mba hirehitra sahady izany"
|
||
|
|
||
|
# Fa manana fanaovana batisa mba hanaovana batisa aho
|
||
|
|
||
|
Eto ny "batisa" dia maneho fa Jesosy dia tsy maintsy hijaly. Toy ny andrakofan'ny rano ny olona amin'ny batisa, no handrakofan'ny fijaliana an'i Jesosy. DH: "Tsy maintsy voarakotry ny fijaliana Aho toy ny olona atao batisa voarakotra rano"
|
||
|
|
||
|
# fa
|
||
|
|
||
|
Ny teny "fa" dia nampiasaina mba hampisehoana fa tsy afaka hanipy afo eny amin'ny tany Izy mandra-pandehany amin'ny batisany.
|
||
|
|
||
|
# toy ny ahoana ny fahoriako mandra-pahatanterak'izany
|
||
|
|
||
|
DH: "ory tanteraka aho ary izany dia mandra-pahatanterako ity batisan'ny fijaliana ity"
|