plt_tn/luk/12/13.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia fihatoana amin'ny fampianaran'i Jesosy. Misy lehilahy iray mangataka amin'i Jesosy mba hanao zavatra ary mamaly azy Jesosy.
# hizara ny lova miaraka amiko
Ny lova dia avy amin'ny ray amin'izany kolontsaina izany. DH: "zarao amiko ny fananan'ny raiko"
# Ralehilahy
Ireo dika azo lazaina: 1) Ity dia fomba tsotra hiresahana amin'ny vahiny na 2) Jesosy miteny mafy ilay lehilahy. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hiresahana amin'ny olona.
# iza no manao Ahy ho mpitsara na mpanelanelana anareo?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ilay lehilahy. DH: "Tsy mpitsara na mpanelanelana anareo Aho."
# Ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe
Ny teny hoe "izy ireo" eto dia mety maneho ny vahoaka manontolo. DH: "Ary Jesosy niteny tamin'ny vahoaka hoe"
# hihazonanareo ny tenanareo lavitra ireo fanirian-dratsy rehetra
"ambeno amin'ny endrika fanirian-dratsy rehetra ny tenanareo." DH: "aza avela hitia fanan-javatra ny tenanareo"
# fiainan'olona iray
Ity dia fanambarana ankapoben'ny zava-misy. Tsy maneho olona iray manokana.
# fitobaky ny fananany
"firy ny zavatra ananany"