plt_tn/luk/04/16.md

20 lines
779 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ilay tanàna nahalehibe Azy
"ny tanàna nipetrahany tamin'Izy mbola kely" na "ny tanàna naha-lehibe Azy"
# araka ny fomba fanaony
"araka ny nataony isakin'ny Sabata." Fomba fanaony mahazatra ny mandeha mankany amin'ny synagoga amin'ny andron'ny Sabata.
# natolotra azy ny horonan-taratasin'Isaia mpaminany
DH: "nisy olona nanome azy ilay horonan-taratasin'Isaia mpaminany"
# ny horonan-taratasin'Isaia mpaminany
Ity dia maneho ny bokin'Isaia nosoratana tao anaty horonan-taratasy. Efa an-taona maro tany aloha no nanoratan'Isaia ireo teny, ary nisy olona hafa nandika izany tao anaty horonan-taratasy.
# ny toerana nanoratana azy
"ny toerana ao anatin'ilay horonan-taratasy miaraka amin'ireo teny ireo." Ity fehezanteny ity dia mitohy ao amin'ireo andininy manaraka.