16 lines
779 B
Markdown
16 lines
779 B
Markdown
|
# Ny lohasaha rehetra ho totofana ... ny tendrombohitra rehetra sy ny havoana hahetry
|
||
|
|
||
|
Rehefa manomana lalana ho an'ny olona ambony izay ho avy ny olona, dia manapaka ny toerana avo sy manototra ny toerana iva mba hitovy ambaratonga ny lalana. Ity dia anisan'ny sariteny izay nanomboka tao amin'ny andininy teo aloha.
|
||
|
|
||
|
# Ny lohasaha rehetra ho totofana
|
||
|
|
||
|
DH: "Ho totofan'izy ireo ny toerana iva rehetra eny amin'ny lalana"
|
||
|
|
||
|
# ny tendrombohitra rehetra sy ny havoana hahetry
|
||
|
|
||
|
DH: "Ho ataon'izy ireo mitovy ambaratonga avokoa ny tendrombohitra sy havoana rehetra" na "ho esorin'izy ireo avokoa ny toerana avo rehetra eny amin'ny lalana"
|
||
|
|
||
|
# hahita ny famonjen'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Afaka atao ho toy ny hetsika izany. DH: "Mianara ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona amin'ny fahotana"
|