24 lines
893 B
Markdown
24 lines
893 B
Markdown
|
# Nanota be Jerosalema
|
||
|
|
||
|
Io dia manoritsoritra an'i Jerosalema toy ny olona izay nanota, raha midika hoe ireo mponin'i Jerosalema izany.
|
||
|
|
||
|
# nalaim-baraka tahaka ny zavatra maloto
|
||
|
|
||
|
Araka ny lalàn'ny Testamenta Taloha, dia maloto araka ny fomba mandritra ny fadim-bolany ny vehivavy. "Nahatonga azy ho maloto sy tsy madio ireo fahotan'i Jerosalema, ary tsy nekena teo anatrehan'Andriamanitra izy noho izany."
|
||
|
|
||
|
# ny fitanjahany
|
||
|
|
||
|
Soritsoritana tahaka ny vehivavy izay mideradera amin'ny olona rehetra ny faritra saropady mba hamenatra azy. DH: "ny mitanjaka"
|
||
|
|
||
|
# Nahatsiravina ny fianjerany
|
||
|
|
||
|
DH: "Nahatalanjona ny fianjerany" na "gaga ireo izay nahita ny faharavany"
|
||
|
|
||
|
# Jereo ny fahoriako, ry Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) miresaka mivantana amin'i Yaveh ny mpanoratra ny Fitomaniana izao na 2) Soritsoritana toy ny hoe miresaka amin'i Yaveh tahaka ny olona i Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# Jereo
|
||
|
|
||
|
DH: "Henoy"
|