20 lines
887 B
Markdown
20 lines
887 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Joda dia niteny ireo mpino ny fomba tokony hiainan'izy ireo sy ny fomba tokony hitondrany ny hafa.
|
||
|
|
||
|
# Fa ianareo, ry malala, miorena tsara
|
||
|
|
||
|
Ny fahatokisana bebe kokoa an'Andriamanitra sy fankatoavana azy dia lazaina, toy ny hoe dingana amin'ny fanorenana tranobe iray. "Aza manao toy izy ireo, ry malala. Fa kosa, tahaka ny fiorenanareo tsara."
|
||
|
|
||
|
# Miandry ny
|
||
|
|
||
|
"Miandrandra fatratra ny."
|
||
|
|
||
|
# Tehirizo ny tenanareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ny fahafahana mandray ny fitiavan'Andriamanitra dia resahana toy ny hoe mitazona ny tenany amin'ny toerana iray.
|
||
|
|
||
|
# Ny famindram-pon'i Jesosy Kritsy Tompontsika izay mitondra anao ho amin'ny fiainana mandrakizay
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe: "famindram-po" dia miresaka an'i Jesosy Kristy tenany, izay hampiseho ny famindram-pony amin'ireo mpino amin'ny alalan'ny fanomezana azy ireo fiainana mandrakizay miaraka aminy.
|