8 lines
600 B
Markdown
8 lines
600 B
Markdown
|
# Izany ny lova izay notendren'i Mosesy azy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny tany izay notendren'i Mosesy teo amin'ny fokon'Israely teo amorony atsinanan'ny Jordana dia voalaza fa izany dia lova izay nomen'i Mosesy azy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Izany no tany izay notendren'i Mosesy azy ireo ho lova"
|
||
|
|
||
|
# Fa Yaveh, Ilay Andriamanitr'Israely, no lovan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra dia milaza ilay fankatoava lehibe izay nanan'ireo Levita tamin'ny fanompoana an'i Yazveh toy ny mpisorona rehefa nanao azy ho zavatra i Yaveh izay tsy maintsy ho lovan'izy ireo. D.H: "Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely, dia ilay anan'izy ireo"
|