8 lines
441 B
Markdown
8 lines
441 B
Markdown
|
# Josoa nihavana tamin'izy ireo sy nanao fifanekena tamin'izy ireo, mba hamelàna azy ireo ho velona. Ireo mpitarika ny vahoaka ihany koa dia nanao voady tamin'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza fa zava-mitranga mitovy. Josoa, lehiben'ny firenen'Israely, dia nampanantena ny tsy hamono ireo Gibeonita. Ny lehiben'ny firenen'Israely, dia nanao fanekena mitovy, torak'izany koa.
|
||
|
|
||
|
# ny vahoaka
|
||
|
|
||
|
Eto dia maneho ny vahoakan'Israely.
|