plt_tn/jhn/11/17.md

16 lines
605 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy dia ao Betania izao. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra mahakasika ny toerana sy izay nitranga talohan'ny nahatongavan'i Jesosy.
# hitany fa efa nalevina efatr'andro tao am-pasana Lazarosy
DH: "Nahare Izy fa efa napetrak'ireo olona tany am-pasana efa efatra andro lasa izay Lazarosy"
# dimy ambin'ny folo stadio eo no elanelany
"manodidina ny telo kilometatra." Ny "stadio" dia 185 kilometatra eo.
# nohon'ny fahafatesan'ny anadahin'izy ireo.
Lazarosy dia zandrin'izy ireo lahy. DH: "nohon'ny fahafatesan'ny zandrin'izy ireo lahy.