plt_tn/jer/50/41.md

16 lines
466 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Io teny io dia milaza fa tokony hifantoka manokana amin'izay ho lazain'i Yaveh manaraka.
# ny firenena lehibe sy ireo mpanjaka maro
Io fehezanteny io dia manondro ny fotoana rehefa nandresy an'i Babylona i Medesa sy ireo Persiana tamin'ny taona 539 talohan'i Kristy.
# mitan-dahatra tahaka ny lehilahy mpiady,
Toy ny fomba filaharan'ireo vondron-tafika rehefa hiady.
# ry zanaka vavin'i Babylona
Io fehezanteny io dia manondro ny vahoakan'i Babylona.