plt_tn/jer/49/20.md

16 lines
399 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo mponin'i Temana
ireo mponina izay mipetra ao Temana
# Ho taritarisiny eny rehetra eny tokoa izy ireo, na dia ny kely indrindra amin'ny ondry aza
DH: "Hitaritarika azy ireo Izy, na ny ondry kely indrindra aza"
# Ireo tanin'ahiny ho tonga toerana noravaina
DH: "Ho avadiny ho toerana lao ireo tanin'ahiny"
# tanin'ahitra
Ny tanin'ahitra dia toerana rakotra bozaka izay fieren'ireo biby.