plt_tn/jer/48/18.md

16 lines
366 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mipetraha eo amin'ny tany maina, ianao zanaka vavy monina ao Dibona
Ny teny "zanaka vavy" dia manondro ny vahoakan'i Dibona.
# ilay handrava an'i Moaba
DH: "ireo fahavalon'ny vahoakan'i Moaba"
# Anontanio izay
DH; "anontanio ny olona" na "anontanio ireo lehilahy sy vehivavy"
# Midradradradrà ary mitomania
DH: "nitomany ny fanaintainana mafy aty tezitra"