8 lines
388 B
Markdown
8 lines
388 B
Markdown
|
# Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Aorian'ity fehezanteny ity, ny mpamaky dia manantena ny ahita ny ao anatin'ilay hafatra avy amin'i Yaveh. Na izany aza ilay hafatra dia tsy manomboka raha tsy ao amin'ny 34:12. Noho izany antony izany , ny mpandika-teny dia afaka mifidy ny hamafa ity fehezanteny eto ity, ary manaraka ilay ohatra ao amin'ny UDB.
|
||
|
|
||
|
# teny
|
||
|
|
||
|
"hafatra"
|