plt_tn/jer/32/22.md

16 lines
301 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia.
# nomenao azy ireo
"nomenao ny vahoakan'Israely"
# tany tondran-dronono sy tantely
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 11:3.
# Fa tsy nihaino ny feonao izy ireo
DH: "Fa tsy nankato izay olazainao izy ireo"