plt_tn/jer/05/30.md

28 lines
806 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny Yaveh.
# Habibiana sy horohoro no nitranga
"Zavatra mahatsiravina sy maharikoriko no nitranga"
# teo amin'ilay tany
DH: "tao amin'ny tanin'Israely."
# Maminany amim-pitaka
"maminany lainga"
# ny fahefany manokana
"araka ny fitondran'ireo mpaminany"
# fa inona no hitranga amin'ny farany
"fa inona no anataonao any amin'ny fiafaran'izao?" Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa hanenina amin'ny faharatsim-panahiny ireo vahoaka rehefa hiafara amin'ny famaizana izany. DH: "fa ho ao anaty fahasahiranana ianao ary hanenina izao fitondran-tena ratsy fanahy izao ianao rehefa miafara amin'ny sazy izao?"
# amin'ny farany
Ny andian-teny "farany" dia manondro ny fanasaziana izay vokatr'ireo zavatra ratsy izay nataon'ny vahoaka.