plt_tn/jdg/19/24.md

20 lines
579 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Izany teny izany izany dia ampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona. DH: ''Enoy"
# tsy nihaino azy ireo lehilahy
Eto ny mpanoratra dia miresaka ny hoe "manaiky" toy ny hoe "mihaino." DH: "tsy nanaiky ny heviny ireo lehilahy"
# nosamborin'ilay lehilahy ny vaditsindranony
Misy fifangaroana eo amin'ny lehilahy izay nanao izany. DH: "nosamborin'ilay Levita ny vaditsindranony"
# Rehefa nangiran-dratsy
"Rehefa nipotsaka ny masoandro" or "vantany ao nazava"
# -pahazava (mazava)
Ilazana ny maraina izany rehefa mazava ny any ivelany. DH: "nibaliaka ny masoandro"