plt_tn/jdg/18/09.md

20 lines
847 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy hanao na inona na inona ve ianareo?
Izany fanontaniana fampisainana izany dia napetraka tam-panesoana ary midika fa tokony hanao izay mifanohitra amin'izany izy ireo. Azo avadika ho fehezanteny ihany koa izany fanontaniana izany. DH: "Tokony hihetsika amin'izay ianareo!"
# Aza mitaredretra hanafika
Ny teny hoe "aza" sy "mitaredretra" dia manasongadina fa tokony hanafika aingana izy ireo. DH: "Fangàna hanafika!"
# midadasika ilay tany
"lehibe ilay tany." Fanoritsoritana ny halehiben'ilay tany izany.
# izay tsy ory na inona na inona ao amin'ilay tany
Mampiasa filaza-masaka, sy fanitarana ireo lehilahy, mba hanasongadinana fa tena maha te honina ilay toerana. DH: "any amin'izay hahitantsika izay rehetra ilaintsika"
# izay tsy ahitana tsy fahampiana
Manasongadina ny hatsaran'ilay toerana izany. DH: "misy ny zava-drehetra''