24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola nanohy nilaza ny fanoharana ihany i Jotama, dia ny fanoharany ny vondron'olona samy hafa amin'ny hazo izany.
|
||
|
|
||
|
# hoy ny hazon'oliva tamin'izy ireo ... hoy kosa ilay aviavy tamin'ireo
|
||
|
|
||
|
Amin'izany fanoharana izany dia manoritsoritra izay ataon'ireo hazo tahaka ny olombelona i Jotama.
|
||
|
|
||
|
# Tokony hafoiko ve ny diloiloko ... eny amin'ny hazo hafa fotsiny ihany?
|
||
|
|
||
|
Nametraka izany fanontaniana izany ny oliva mba handavany tsy ho mpanjaka. Azo adika toy izao ihany koa izany fanontaniana izany DH: "Tsy ho foiko ny menako ... eny amin'ny hazo hafa fotsiny ihany."
|
||
|
|
||
|
# hitsingevangevana
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "mitsingevangevana" dia midika hoe "mihevaheva" eny amin'ny rivotra. Eto dia nampiasa izany teny izany ilay hazo izay midika hoe "manapaka."
|
||
|
|
||
|
# Tokony hafoiko ve ny hamamiko ... eo amin'ireo hazo hafa fotsiny ihany?
|
||
|
|
||
|
Nametraka izany fanontaniana izany ny aviavy mba handavany tsy ho mpanjaka. Azo adika toy izao ihany koa izany fanontaniana izany DH: "Tsy ho foiko ny hamamiko ... eny amin'ny hazo hafa fotsiny ihany."
|
||
|
|
||
|
# ny hamamiko sy ny voa tsarako
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "hamamiana" dia anarana. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ny hamamian'ny voa tsarako" (UDB)
|