plt_tn/jdg/07/09.md

20 lines
571 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tafio ny toby, fa homeko anao ny fandresena an'izany
Eto ny hoe "toby" dia ilazana ny tafika Midianita manontolo. DH: "Tafiho ao amin'ny tobiny ireo Midianita, fa hanampy anareo handresy azy ireo Aho"
# matahotra ny hidina
Azo azavaina amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "matahotra ny hidina hanafika''
# Pora
Anaran-dehilahy izany.
# dia hatanjaka ny herim-ponao
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "dia hampahery anao izay renao"
# toerana fiambenana
toerana manodidina ny tanàna izay fijoroan'ny miaramila itazanana ireo tafika fahavalo