32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Tonga ireo mpanjaka, niady izy ireo ... ireo mpanjakan'i Kanana
|
||
|
|
||
|
Nentina ilazana ny tafika izay baikony ny hoe mpanjakan'ny vondron'olona. D.H: "Tonga ireo mpanjaka sy ny tafiny ary niady ... niady ireo mpanjakan'i Kanana sy ireo fahavalony"
|
||
|
|
||
|
# niady izy ireo ... niady
|
||
|
|
||
|
DH: "niady taminay izy ireo ... niady taminay"
|
||
|
|
||
|
# Tanaka ... Megido
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 1:27 ny anaran'ireo toerana ireo.
|
||
|
|
||
|
# tsy naka volafotsy ho robaina
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "volafotsy'' dia izay zava-tsarobidy amin'ny ankapobeny. DH: "tsy naka volafotsy na zava-tsarobidy hafa ho robaina"
|
||
|
|
||
|
# ho robaina
|
||
|
|
||
|
zavatra alaina an-keriny, mazàna amin'ny ady na fangalarana.
|
||
|
|
||
|
# Avy eny amin'ny lanitra no niadin'ireo kintana, avy eny amin'ny lalan'izy ireo manerana ny lanitra no niadian'izy ireo tamin'i Sisera
|
||
|
|
||
|
Ny fanampian'i Yaveh an'Israely mba handresy an'i Sisera dia tahaka ny hoe ireo kintana mihitsy no niady tamin'i Sisera sy ny tafiny. Azo lazaina fa nampiasa loza voajanahary i Yaveh, dia ny oram-baratra izany, mba handresena an'i Sisera.
|
||
|
|
||
|
# an'i Sisera
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "Sisera" dia ny tafiny manontolo.
|
||
|
|
||
|
# Sisera
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany.
|