12 lines
610 B
Markdown
12 lines
610 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# izay nanao ny heriny be voninahitra nandeha tamin'ny tanana ankavanan'i Mosesy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "tanana ankavanana" dia manambara ny herin'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy. Midika izany fa ny herin'Andriamanitra no namela an'i Mosesy hanasaraka ny ranon'ny Ranomasina Mena.
|
||
|
|
||
|
# Tahaka ny soavaly mihazakazaka eny amin'ny tany mahitsy, tsy mba tafintohina izy ireo
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa tena manana tongotra azo antoka tahaka ny soavaly ao amin'ny tanàna lehibe amin'ny lalan'izy ireo nankany Israely avy any Egypta ny vahoakan'Israely.
|