20 lines
689 B
Markdown
20 lines
689 B
Markdown
|
# Indro...indro
|
||
|
|
||
|
Ireo teny ireo dia manindry izay manaraka eo.
|
||
|
|
||
|
# ireo firenena dia toy ny rano indray mitete anaty siny, ary noraisina toy ny vovoka eo ambonin'ny fandanjana
|
||
|
|
||
|
Mampitaha ireo firenena amin'ny rano mitete sy amin'ny vovoka ny mpanoratra mba hanindriana ny hakely sy ny tsy fisian-dikan'izy ireo amin'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# toy ny rano indray mitete anaty siny
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) rano mitete izay latsaka ao anaty siny na 2) rano mitete izay mivoaka avy ao anaty siny.
|
||
|
|
||
|
# ary noraisina toy ny vovoka eo ambonin'ny fandanjana
|
||
|
|
||
|
DH: "ary noraisin'i Yaveh ho tahaka ny vovoka eo amin'ny mizana izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# noraisiny toy ny tsy misy ireo
|
||
|
|
||
|
DH: "noraisiny toy ny tsinontsinona ireo"
|