36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# momba an'i Damaskosy
|
||
|
|
||
|
Anaran-tanàna ny hoe Damaskosy. Adikao araka ny ao amin'ny 7:7
|
||
|
|
||
|
# Hafoy ireo tanànan'i Aroera
|
||
|
|
||
|
DH: "Handao ny tanànan'i Aroera avokoa ny olona rehetra"
|
||
|
|
||
|
# tsy hisy hampitahotra azy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo ondry.
|
||
|
|
||
|
# Ireo tanàna voaaro sy ilay sisa tavelan'i Arama dia hanjavona tsy ho ao Efraima
|
||
|
|
||
|
Efraima no foko lehibe indrindra ao Israely. Eto izany dia maneho ny fanjakana tavaratra rehetra. DH: "Hanjavona tsy ho ao Israely ireo tanàna mahery"
|
||
|
|
||
|
# hanjavona
|
||
|
|
||
|
Tsy midika akory izany fa ho levona izy ireo, fa kosa ireo tanàna no ho rava.
|
||
|
|
||
|
# ilay fanjakana avy any Damaskosy
|
||
|
|
||
|
Ny teny "ho levona" dia azo alaina avy amin'ny andianteny teo aloha. Damaskosy no toerana izay nanapahan'ny mpanjakan'i Syria. Ny anjavonan'ny fanjakana dia maneho ny mpanjaka tsy manana fahefana
|
||
|
|
||
|
# Syria
|
||
|
|
||
|
Syria dia anarana firenena iray. Adikao araka ny nandikanao azy izany ao amin'ny 7:1.
|
||
|
|
||
|
# ho tahaka ny voninahitry ny vahoakan'Israely ireo
|
||
|
|
||
|
Satria ny vahoakan'Israely tsy be voninahitra intsony, Izany midika fa tsy hanam-boninahitra intsony koa ny sisa tavelan'i Syria. DH: "Tsy ho be voninahitra intsony izy ireo, tahaka ny vahoakan'Israely ihany" na "Hitondra henatra ho azy ireo tahaka ny nataoko tamin'Israely Aho"
|
||
|
|
||
|
# fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
|
||
|
|
||
|
Adikao izany araka ny nanaovanao azy ao amin'ny 14:21.
|