12 lines
575 B
Markdown
12 lines
575 B
Markdown
|
# aoka izao faharavana izao ho eo an-tananao
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana. DH: "iantohy izay faharavana izao" na "manapaha eto amin'izao faharavana izao"
|
||
|
|
||
|
# izao faharavana izao
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) maro na ny ankamaroan'ny tanàna ao Jerosalema no rava na 2) tsy miroborobo na misy fitarihana intsony ny vahoaka ao Jerosalema. DH: "ity tanàna, izay efa rava ity"
|
||
|
|
||
|
# tsy ho mpanasitrana aho
|
||
|
|
||
|
Ny famahana ny olona'ny vahoaka dia resahina toy ny hoe fanasitranana azy ireo. DH: "Tsia, tsy afaka hamaha izao olana izao Aho" na "Tsia, tsy hanampy anareo Aho"
|