24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ianareo no mbola voakapoka? Nahoana ianareo no mikomy hatrany hatrany?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Isaia mba hibedesana ny vahoakan'i Joda. Azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra ireo fanontaniana ireo. DH: "Manao zavatra izay tsy maintsy hamaizan'i Yaveh anareo hatrany ianareo."
|
||
|
|
||
|
# ianareo
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "ianareo" dia manondro ireo olona monina ao Joda.
|
||
|
|
||
|
# Marary ny loha manontolo, torovana tanteraka ny fo.
|
||
|
|
||
|
Io sarinteny io dia mampitaha ny firenen'Israely amin'ny olona izay voakapoka. DH: "Tahaka ny olona izay voaratra loha ary torovana fo ianareo" na "Ianareo dia tahaka ny olona izay marary ny fo sy sainy manontolo"
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy faritra tsy maratra
|
||
|
|
||
|
Io dia azo atao hoe DH: "maratra ny momba anao rehetra" na "nisy nandratra ny momba anao rehetra"
|
||
|
|
||
|
# mbola tsy voakatona, voadio, na nofehezina, na notsaboina tamin'ny diloilo akory ireny
|
||
|
|
||
|
Io sarinteny io dia mampitaha ny famaizan'Andriamanitra izay nomeny an'Israely amin'ny ratra ara-nofo. DH: "tsy nisy nanakatona, nanadio, namehy, na nitsabo tamin'ny diloilo"
|