24 lines
779 B
Markdown
24 lines
779 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miteny Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# te-hanasitrana an'Israely Aho
|
||
|
|
||
|
Ny fampakatoavana an'Israely an'Andriamanitra sy ny fanaovana azy ho mpandray ny fitahiany dia resahina toy ny hoe fanasitranana.
|
||
|
|
||
|
# satria mamitaka izy ireo
|
||
|
|
||
|
Mivarotra vokatra amin'ny fomba tsy marina ny olona.
|
||
|
|
||
|
# andiana mpandroba
|
||
|
|
||
|
Izany dia vondron'olona izay mamely ny hafa tsy ahoan-tsy ahoana.
|
||
|
|
||
|
# mihodidina eo amin'izy ireo ny asany
|
||
|
|
||
|
Ny asa ratsin'ny olona dia mety ho resahina toy ny hoe olona hafa izay vonona ny hiampanga azy ireo ny amin'ny helony.
|
||
|
|
||
|
# manoloana ny tavako ireo
|
||
|
|
||
|
Ny "tava" dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra, na ny fahafantaran'Andriamanitra. Ireo "vavolombelona," izany hoe, ireo asa ratsy, dia eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra mba hitondra ny fiampangany.
|