12 lines
492 B
Markdown
12 lines
492 B
Markdown
|
# vokatrin'ny fihetsik'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"ny vokatry ny fomba fitondran-tenan'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Alao tahaka ny finoan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ny fahatokiana an'Andriamanitra sy ny lalan'ny fiainana notarihan'ireo mpitarika ireo dia resahina toy ny hoe "finoan'izy ireo." DH: "Mahatokia ary mankatoava tahaka an'izay ataon'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# dia tsy miova omaly, sy anio, ary mandrakizay.
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "omaly" dia milaza ny fotoana rehetra taloha. DH: "dia tsy miova taloha, sy ankehitriny, ary ny ho avy mandrakizay.
|