28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Isaia mpaminany no nanoratra ireto teny nindramina ireto.
|
||
|
|
||
|
# Ary koa
|
||
|
|
||
|
"Ary nisy mpaminany nanoratra tany amin'ny andalan-tenin-tsoratra Masina hafa ny amin'izay nolazain'i Kristy momban'Andriamanitra:"
|
||
|
|
||
|
# ireo zanaka ... ireo zanak'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Izany dia milaza momban'ireo izay mino ao amin'i Kristy toy ny hoe zanaka izy ireo. DH: "ireo izay tahaka ny zanako ... ireo izay tahaka ny zanaka amin'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# satria nofo aman-drà
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "nofo aman-drà" dia maneho ny toetran'ny maha-olona ny olombelona. DH: "olombelona avokoa"
|
||
|
|
||
|
# Jesosy ihany koa dia nizara zavatra toy izany niaraka tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Jesosy dia tonga olona tahaka azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# manana ny herin'ny fahafatesana
|
||
|
|
||
|
DH: "manana ny hery ahatonga ny olona ho faty"
|
||
|
|
||
|
# Izany dia mba hanafahany ireo rehetra izay nohon'ny tahotra ny fahafatesana dia niaina ny fiainan'izy rehetra ireo tao amin'ny fanandevozana
|
||
|
|
||
|
Ny tahotra ny fahafatesana dia resahina toy ny hoe fanandevozana izany. Ny fanalana ny tahotry ny olona dia resahina toy ny hoe fanafahana izany olona izany amin'ny fanandevozana. DH: "Izany dia mba anafahany ny olona rehetra. Fa isika dia miaina toy ireo andevo satria natahotra ny ho faty"
|