28 lines
865 B
Markdown
28 lines
865 B
Markdown
|
# nanohoka ny tavany teo anatrehany
|
||
|
|
||
|
Nanohoka ny tavany tamin'ny tany teo anatrehany. Fanehoana fanetre-tena sy fanajana an'i Josefa izany."
|
||
|
|
||
|
# Moa eo amin'ny toeran' Andriamanitra ve aho?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa izany fanontaniana izany i Josefa mba hampiononana ireo rahalahiny. DH: "tsy afaka maka ny toeran'Andriamanitra aho" na "tsy Andriamanitra aho"
|
||
|
|
||
|
# nihevitra ny hanao ratsy ahy
|
||
|
|
||
|
nihevitra ny hanao ratsy hanohitra ahy
|
||
|
|
||
|
# nefa Andriamanitra dia nihevitra izany ho amin'ny tsara
|
||
|
|
||
|
"nanana fikasana tsara Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Koa ankehitriny aza matahotra
|
||
|
|
||
|
"koa aza matahotra ahy"
|
||
|
|
||
|
# Hamatsy anareo sy ny zaza madinikareo aho
|
||
|
|
||
|
"hanao izay hahazoako antoka hatrany aho fa ampy sakafo ianareo sy ireo zanakareo"
|
||
|
|
||
|
# Nampionona azy ireo toy izany izy ary niresaka tam-pitiavana tamin'ny fon'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Nampionina azy ireo tamin'ny firesahana tamim-pitiavana tamin'izy ireo izy"
|