20 lines
852 B
Markdown
20 lines
852 B
Markdown
|
# izay namidinareo tany Egypta
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava ny tena dikan'izany. DH: "izay namidinareo ho andevo tamin'ny mpanao raharaham-barotra izay nitondra ahy tany Egypta"
|
||
|
|
||
|
# Aza malahelo
|
||
|
|
||
|
"aza tezitra" na "aza miahiahy"
|
||
|
|
||
|
# ny amin'ny namarotanareo ahy taty
|
||
|
|
||
|
Ny tena heviny dia afaka atao mazava kokoa. DH: "ny amin'ny namarotanareo ahy ho andevo sy ny nandefasanareo ahy eto Egypta"
|
||
|
|
||
|
# mba hiarovana ny aina
|
||
|
|
||
|
Eto ny "aina" dia ilazana ny olona izay navotan'i Josefa tsy ho faty nandritra ny mosary. DH: "mba hahafahako manavotra aina maro"
|
||
|
|
||
|
# mbola hisy dimy taona izay tsy hisy na fiasana tany na fijinjana
|
||
|
|
||
|
"mbola hisy dimy taona ankoatra izay tsy hisy na fiasana tany na fijinjana." Eto ny "tsy hisy na fiasana tany na fijinjana" dia ilazana ny zava-misy fa ny vokatra dia tsy haniry nohon'ny mosary. DH: "ary ny mosary dia mbola haharitra dimy taona"
|