36 lines
949 B
Markdown
36 lines
949 B
Markdown
|
# Ny volamena rehetra izay nampiasaina tamin'ny tetik'asa
|
||
|
|
||
|
DH: "Ny volamena rehetra izay nampiasain'ny olona tamin'ny tetik'asa"
|
||
|
|
||
|
# talenta sivy amby roapolo...talenta zato
|
||
|
|
||
|
"talenta 29...talenta 100". Ny talenta iray dia 34 kilao.
|
||
|
|
||
|
# sekely 730...sekely 1.775
|
||
|
|
||
|
Ny sekely iray dia 11 grama.
|
||
|
|
||
|
# voarefy tamin'ny fenitry ny sekelin'ny fitoerana masina
|
||
|
|
||
|
Misy lanjany mihoatra ny iray amin'ny fotoana iray tokoa ny sekely. Io voatondro io no tokony ampiasaina. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:11.
|
||
|
|
||
|
# Ny volafotsy nomen'ny fiangonana
|
||
|
|
||
|
DH: "Ny volafotsy izay nomen'ny fiangonana"
|
||
|
|
||
|
# beka iray
|
||
|
|
||
|
Ny beka iray dia 1/2 sekely.
|
||
|
|
||
|
# antsasaky ny sekely
|
||
|
|
||
|
"1/2 sekely"
|
||
|
|
||
|
# Ireo tarehimarika ireo dia nahakasika ny fototry ny olona tsirairay izay voaisa tamin'ny fanisam-bahoaka
|
||
|
|
||
|
Ny lehilahy rehetra izany roapolo taona na mihoatra dia tafiditra ao amin'ny fanisam-bahoaka ary takiana mba hanome antsasaka sekely.
|
||
|
|
||
|
# roapolo taona no ho miakatra
|
||
|
|
||
|
"20 taona"
|