4 lines
245 B
Markdown
4 lines
245 B
Markdown
|
# Na iza na iza miara-mandry amin'ny biby dia tsy maintsy ho vonoina tokoa
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "miara-mandry amin'ny biby" dia sarinteny izay midika fa miray amin'ny biby ny olona iray. DH: "Tsy maintsy hamono izay olona miray amin'ny biby tokoa ianao"
|