24 lines
734 B
Markdown
24 lines
734 B
Markdown
|
# sasak'alina
|
||
|
|
||
|
"amin'ny manasaka ny alina''
|
||
|
|
||
|
# ny voalohan-teraka rehetra tao amin'ny tany Egypta...voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra
|
||
|
|
||
|
Eto, ny hoe "lahimatoa" dia manondro mandrakariva ny zanakalahy zokiny indrindra. Jereo ny nandikanao izany andianteny izany ihany ao amin'ny 11:4.
|
||
|
|
||
|
# nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany
|
||
|
|
||
|
Izany dia manondro an'i Farao.
|
||
|
|
||
|
# lahimatoan'ilay olona tany an-tranomaizina
|
||
|
|
||
|
"ny lahimatoan'ny olona ao an-tranomaizina.'' Izany dia manondro ireo voafonja, amin'ny ankapobeny, fa tsy ny olona voafaritra ao an-tranomaizina.
|
||
|
|
||
|
# Nisy fitomaniana mafy tao Egypta
|
||
|
|
||
|
DH: "nitomany mafy ireo Egyptiana rehetra"
|
||
|
|
||
|
# satria tsy nisy trano izay tsy nisy maty tao anatiny
|
||
|
|
||
|
DH: "satria nisy olona maty isan-trano"
|