20 lines
982 B
Markdown
20 lines
982 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# raha tsy hoterena ny tanany
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe ''tanana'' dia sariteny amin'ny fahefan'ny tanana. Ireo mety ho heviny dia 1) '''raha hitany fotsiny ihany fa tsy manam-pahefana hanao zavatra hafa izy'' (jereo ny UDB), izay an'i Farao ny ''tanana''; izay an'i Yaveh ny ''tanana'', 2) ''raha tereko fotsiny ihany izy mba hamela anareo handeha'' na 3) ''fa na dia hotereko aza izy mba hamela anareo handeha.''
|
||
|
|
||
|
# Haninjitra ny tanako Aho ary hanafika
|
||
|
|
||
|
Eto ny ''tanana'' dia manondro ny fahefan'Andriamanitra. DH: ''Hanafika amin-kery Aho''
|
||
|
|
||
|
# tsy handeha amin'ny tanam-polo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe ''tanam-polo'' dia nampiasaina mba hanindry ny hevitra mifanohitra. DH: ''handeha amin'ny tanana feno zava-tsoa'' na ''handeha miaraka amin'ireo zava-tsarobidy''
|
||
|
|
||
|
# izay vehivavy rehetra mitoetra ao an-tranon'ireo mpiara-monina aminy
|
||
|
|
||
|
''ny vehivavy Egyptiana dia mipetraka ao an-tranon'ireo mpiara-monina Egyptiana''
|