20 lines
954 B
Markdown
20 lines
954 B
Markdown
|
# toy ny zaza
|
||
|
|
||
|
Paoly maneho ireo mpino izay tsy nitombo ara-panahy toy ny hoe ankizy tsy ampy traikefa tamin'ny fiainana izy ireo. DH: ''tahaka ny zaza''
|
||
|
|
||
|
# atopatopa ... ho entin'ny rivotry ny fampianarana
|
||
|
|
||
|
Ity dia miresaka ny mpino izay tsy lasa matotra sy nanaraka ny fampianarana diso toy ny hoe sambo izay nentin'ny rivotra tamin'ny lalana samihafa eny amin'ny rano io mpino io.
|
||
|
|
||
|
# hafetsen'ireo olona amin'ny tetika feno fitaka
|
||
|
|
||
|
''olona fetsifetsy izay mamitaka ireo mpino amin'ny lainga tsara rafitra''
|
||
|
|
||
|
# ao amin'Izy izay loha ... mahatonga ny vatana hitombo mba hampiorina ny tenany amin'ny fitiavana
|
||
|
|
||
|
Paoly mampiasa ny vatan'olombelona mba hamaritana ny fomba nataon'i Jesosy nahatonga ireo mpino hifanaraka amin'ny fiaraha-miasa toy ny lohan'ny vatana mampiara-miasa ireo ratsam-batana mba hitombo ara-pahasalamana.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny isan-tonony
|
||
|
|
||
|
Ny ''tonony'' dia hozatra kely mampifandray ny taolana na taova eo amin'ny toerany ao amin'ny vatana.
|