8 lines
359 B
Markdown
8 lines
359 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Paoly mivavaka ho an'ireo mpino Efesiana ary midera an'Andriamanitra nohon'ny hery izay ananan'ireo mpino tamin'ny alalan'i Kristy.
|
||
|
|
||
|
# tsy nitsahatra ny nisaotra an'Andriamanitra aho
|
||
|
|
||
|
Paoly mampiasa ''tsy nitsahatra'' mba hanamafisana fa manohy misaotra an' Andriamanitra izy. DH: ''Manohy misaotra an' Andriamanitra aho''
|