plt_tn/ecc/03/08.md

8 lines
250 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana ami'ny anakapobeny:
Ny mpanoratra dia manohy ny fampisainana amin'ny fiainana.
# Inona no tombony azon'ny mpiasa amin'ny asany?
Ity dia famoahana fanontaniana fisainana hampifantohana ny mpamaky eo amin'ny lohahevitra manaraka.