plt_tn/ecc/02/19.md

12 lines
250 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa iza no mahalala na ho olo-kendry izy na ho adala?
D.H: "Fa tsy hisy hahafantatra na ho olon-kendry izy na adala."
# izy dia ho
"izy" dia maneho ilay olona izay handova ny haren'i Solomona.
# nanomboka namoy fo
D.H: "nanomboka namoy fo aho"