16 lines
677 B
Markdown
16 lines
677 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Izaho, dia Izaho, ihany
|
||
|
|
||
|
"Izaho, tenako" na "Izaho dia Izaho irery." Yaveh dia mamerina ny hoe "Izaho" mba hanamafisana fa Izy irery no Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# manandratra ny tanako ho amin'ny lanitra Aho ary miteny hoe
|
||
|
|
||
|
"manandratra ny tanako ho amin'ny lanitra Aho ary mianiana" na "nanao fianianana Aho." Ny hoe manandratra ny tanana dia famantarana ny fanaovana fianianana.
|
||
|
|
||
|
# Satria velona mandrakizay Aho
|
||
|
|
||
|
"Mianiana amin'ny fiainako izay tsy manam-pahataperana Aho." Ity fanambarana ity dia manome antoka ny olona fa izay lazain'Andriamanitra ao amin'ny 32:41-32:42 dia hitranga.
|