12 lines
518 B
Markdown
12 lines
518 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Izy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
||
|
|
||
|
# Nihinana izy
|
||
|
|
||
|
Mosesy manohy miresaka an'ireo Israelita hoe "Jakoba" (32:9). Mety mila adikanao toy ny hoe miresaka an'ireo Israelita ho olona maro i Mosesy. "Nihinana ireo razambentsika"
|
||
|
|
||
|
# tavin'ny zanak'ondry, ondry lahin'ny Basana sy ireo osy lahy
|
||
|
|
||
|
Ny vahoakan'Israely dia nanana andiam-biby salama tsara maro.
|